4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Resinao - Les Adeline

Ianao mahita

Ianao no mahalala izay miafina  am-poko ao e

Izaho miaiky izaho manaiky Jesosy ny herinao

Ny ataoko rehetra na hampierena tsy miafina aminao e

Izany indrindra no anamafisako etoana

Zao teny zao eee

         Ny lalana diaviko

         Na mafy na mora ny manjo

         Notaominao aho ee

         Hanaraka anao aho Jeso

         Fa n’aiza  misy ahy

         Izaho tsy hiala Aminao

         Samborinao aho e

         Ka indro fa resinao aho a (ye, ye ry lahy e) 6 fois

         E resinao aho e 4 fois

Ianao mahita ,Ianao mahalala

Izay fievitreveran’ ahy e

Izaho mino, izaho matoky

Izay rehetra voalahatrao

Ny fahendrena  ny fahatsarana rehetra dia Aminao

Izany indrindra no anamafisako etoana izao teny izao.

Partager resinao

Commenter resinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Les Adeline