4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izy mandrakizay - Les Adeline

IZY MANDRAKIZAY



Omeko anao izao hirako izao

Hira iray tsy  mba mety mankalao

Ataoko mety hamalifaly  anao, ho anao

Henoy foana dia ataovy eo akaikinao an!



Sarobidy foana no mihira azy io

Hankafiziko, fa io no ahy tokoa, tokoa

Tsy  avelako ho potika fa io no ahy hatrany, hatrany

Ataonay foana izay hitiavanao azy e! e! e!



Miantso anao ho sambatsambatra aho

Hira fiderana no atolotro anao eto

Raiso re ka aza atositositosikao

Fa io no ahy mandrapaha-potika



Androany iano mety  ho tonga saina @ izao

Jesoa deraiko aminao, Izy foana e! Izy foana an!

Ary ny talentako, hiderako indray ilay  Tompoko

Izy  no manampy ahy, Izy foana e! Izy foana an!

Ahy mandrakizay, Izy foana e! Izy foana an!

N’inona n’inona, Izy foana e! Izy foana e!



A/C: Sarobidy’ ny Finoana



LES ADELINE

Partager izy mandrakizay

Commenter izy mandrakizay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Les Adeline