4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izay ela izay - Les Adeline

Izay ela izay aho nandao anao Jeso

Izay ela izay aho tsy nahatsiaro Anao

Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao

Sy ny filibany koa

Izay rehetra hita nandramako avokoa

Rah any hadalana be ny vitako

Izay ela izay aho nandao Anao Jeso

Tsy nahatsiaro Anao



Ankehitriny aho e, ankehitriny re

Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko

Eny sambatra aho e, eny sambatra

Fa efa sakaizanao Jesosy Tompo ô


Partager izay ela izay

Commenter izay ela izay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Les Adeline