4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy tratry ny saina - ANJOMARA-Anosivavaka

Tsy tratry ny saina ny herinao ry Tompo ô

Fa fandresena ho an’izay mino sy famonjena ireo izay very koa

Tsy tratry ny saina ny fitiavanao anay

Fa fitiavana izay miantso anay

Mba hitiavanay ny manodidina anay



Misaotra anao fa tsy nafeninao anay

Izay sitrakao atao

Fa fiainana vaovao sy masina

No omenao izay reheatra tia anao



Tsy tratry ny fanahy ny hamasinanao ry Tompo ô

Kanefa he izay manatona anao

Tsy lavinao fa manantena aina vao

Partager tsy tratry ny saina

Commenter tsy tratry ny saina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANJOMARA-Anosivavaka