4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanekena - ANJOMARA-Anosivavaka

FANEKENA



Efa nanota teo anatrehanao ry Raiko ô

Tsy mendrika antsoina hoe : "zanakao"

Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao

Fa raha toa sitrakao dia

Raiso ry Tompo ny fifonako

Ekeko izay angatahinao

Sy izay rehetra tsy maintsy atao



Mamoy izay rehetra nangeja ny fanahy

Sy ireo nanimba ny fiainana

Ka ny adalana izay natao hatrizao ho lao

Fa hosoloina fiainana vaovao



Efa nekenao ny fifonako ry Raiko ô

Ka sambatra aho, sambatra aho fa

Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"

Partager fanekena

Commenter fanekena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANJOMARA-Anosivavaka