4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy aleo ve! - ANJOMARA-Anosivavaka

Ho foana ’zao rehetra izao

Ny nofo hiraraka koa

Ny aina dia tsy hahatana intsony

Ny saina ho very avokoa

Dia ho avy ny Tompo Jesosy

Handanja zay nafafinao



Ref:Ka inona no atao?

Hiainana mandrakizay

Fa ny tany ho levona

Ka inona re no atao?

Tsy aleo ve miandrandra ny Tompo(3)

Ho sambatra tokoa ianao

Ho sambatra anilan’ny Ray

Hiaraka amin’ireo voavonjy

Ho faly mandrakizay

Ho sambatra tokoa ianao

Ho sambatra anilan’ny Ray

Hiaraka amin’ireo voavonjy

Hidera Azy mandrakizay





Tonony:Andriamaheninjafy

Partager tsy aleo ve!

Commenter tsy aleo ve!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANJOMARA-Anosivavaka