4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Akaikinao andriamanitra o - ANJOMARA-Anosivavaka

Akaikinao Andriamanitra ô

No lavitry ny horohoro (*2)

Miravo tsy mba manana adim-po

Na lanitra aza no hikoro



Eo anilanao ry Jesoa Tompo

Ny fo mitady fierena (*2)

Na misafoaka aza ny manjo

Tsy azon-doza akaikena



Fanahy Masina ô

Honony re

Ny fo zay valaka, valaka sy ana

Tantano ho tafita re

Na tondraka aza i Jordana



Ny torimaso, ny torimaso farany izay

Handaozanay ny fahoriana (*2)

No vavahady izay hidiranay (*2)

Handraisanay ny fifaliana (*2)

Partager akaikinao andriamanitra o

Commenter akaikinao andriamanitra o

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANJOMARA-Anosivavaka