4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiaro - AINA

Toa tsaroako , ireo lalao taloha ,

Tadidiko avokoa , ato an-doha ,

Ireo namako , dia be dia be tokoa ,

Fa nanankinako ny fo , ianao.

  ref:    Tsy ny alahelo no mivoka

      Tsy hoe irery aho ka te hitrotra

      Fa mikalo ka tsy haro , no tanisan\\’ny fo

Satriko , raha mba , teo foana ianao ,

Ka hilaza izay vaovao , nefa izao ,

Lavitra ahy , nifindra any an-kafa ,

Feno banga manatsafa , tsy hitafa.

ref:

Taona maro , tsy mba nifanankalo

Feno banga manatsafa , tsy hitafa

ref:

Partager tsiaro

Commenter tsiaro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AINA

Suite