4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Azamiherika - MARION

misy ve sahy milaza aminao any hoany hoany
sahy milaza ny azy ho tena mamy
zay fitia vao mba nitsiry vao omaly iny ve
no avelanao hijoro sy andresy ahy
zavam-poana taminao reny antsika ireny
nefa nefa tena marina moa
tena sahy mintsy ianao
vonona ny handao
zaho tavela teo fa voa (tsy hitana anao)

ref: de aza miherika intsony
fa efa tofoka ny fo
tsy anjara ko ny antsika roa (lay fitia)
aleo mionona fa voa
handraoka ny entako ihany koa
no tena antondihako
ny alahelo anao
tsisy hiaro anao
tsy hamoizako ny fo
tsy ataoko hakivy ahy

nadia be dia be ireo olana sy adidy izay miandry ahy
ianao no tiako tsy ataoko hakivy izany
tsisy neniko ireny
ireo mamy taminao koa dia tavela
tsisy afa bela
mba hitsinjo ny hoaviko ihanikoa aho
mandehana re faza manahy
ilay hoavy no jereo
fa ny antsika no hatreo
izaho ihanikoa efa leo

Partager azamiherika

Commenter azamiherika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MARION

Suite