4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Alina mamirifiry - Marion

Alina mamirifiry

Tomany hatsiaka ny aty

Alina tena mangiana

Mahatsiaro anao mbola tia



Misy fotoana aho te  hiantso aho

Hiantso ny anaranao

Nefa indray toa miseho

Ilay endrikao tena tia



ref:Rahoviana indray vao mba hihaona

      Rahoviana ianao vao mba ho avy

      ’Zaho ve dia sasatra foana

      Sasatra miandriandry anao



Rehefa tonga any ianao

Dia manorata aty

Lazao fa tsy manadino

Zary na lavitra an-dry



Misy fotoana aho te hiantso aho

Hiantso ny anaranao

Nefa indray toa miseho

Ilay endrikao tena tia



ref:................................................



Na mbola ho ela aza izany

Hahitako anao eto indray

’Zao ’zah dia manantena

Fa tsy hisy very ilay fitia



Fitiavana iray

Ho anao sy ho ahy

No efa nomaniko an-dry

Fitiavana iray

Ho mandrakizay

No efa nomaniko an-dry



ref:......................................................



              MARION(ho anao ry lanto,avy aty amin’i j)






Partager alina mamirifiry

Commenter alina mamirifiry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite