4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aloka - Marion

heriko sisa,hanadino anao
efa tsisy intsony ny azo atao
anatiko mangina mitsodrano anao
ekeko hoe efa fotoana izao
zory ny dia raha ho lasa any enao
ny foko tsy mitazona intsony
tsarovy ny aty tena nolavinao
tsy azoko terena ny fo

fa fitiavana izany
zorana mandrakizay
fa fitiavana izany
tia fa izy anie lavitra any


tampoka teo
tsy nahalo am-peo
fa lasa ilay mba nantenaina
sento mitanisa
ho any paradisa
hiarahantsika atrizay
ty aho fa enao
tsy maty amponay
tiana sy mahalala anay
any andro sisa ho visavisaina
ilay androtsika indray

fa fitiavana izany
zorana mandrakizay
fa fitiavana izany
tia fa izy anie lavitra any

veloma ihany
no ahy no apetrakao
veloma ihany
tsy ho mandrakizay

veloma ihany
no ahy apetrakao
veloma ihany
tsy ho mandrakizay

Partager aloka

Commenter aloka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite