4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tafandria-mandry - Ambondrona

Rehefa hariva ny andro, dia eto foana aho

Rehefa mody ny masoandro, hanatitra anao

Hanoy no fanirina nefa tsy afaka atao

Ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao.



Na dia mihaona azy isika, ny andro mazava

Dia toa sary ndray mipika, ny alina ity no lava

Ka ho fehin'ny androany,hanoraty toa ny omaly

Hoe tena tia anao,malaelo ahy no valiny



Mba antsoy na andefaso hafatra,satriko aza isan'andro

Tsy hoe mitalaho, na mila vaniny aho,

na dia hoe TAFANDRIA MANDRY

Fihina sy oroka mamy



Variana sy sondriana, miandry ilay fotoana

Malahelo olon-tiana, tsy ahita teny toa ny moana

Soraty andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindaona

Raiso ny avy ato am poko ary anie, izao koa tia foana



Mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro

Tsy hoe mitalaho, na mila vaniny aho,

na dia hoe TAFANDRIA MANDRY

Fihina sy oroka mamy



Ooh, tsy fanahy iniako, ny anembona anao alohan'ny andriko

Ooh, zay ny faniriana ho entiko ho nofy, fa tsy andry ny ampitso..

Partager tafandria-mandry

Commenter tafandria-mandry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite