4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mangatsiatsiaha - Rebika

Mangatsiatsiaha

Mirary soa ny aminao

Raha toa tsy metimety

Farofirofy ianao

Izaho anefa tsy afaka

Hanatona any aminao

Hikarakara anao



Fiv:

     Lavitra loatra akia,

     Ny any aminao

     Tsy afaka hanidina

     Mbola tsy hary elatra

     Raha hitsambikina

     Mbola impiry vao ho tody any aminao

     Hihazakazaka reraka ny aina...



Ilay sariko any (2)

No banjino raha sorisorena ianao

Hamalifaly anao

Sy ho fampiononana

Ireo hira fihirako ho anao

Ataovy siotsioka aloha

Raha tsy dia tsaroana

Partager mangatsiatsiaha

Commenter mangatsiatsiaha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rebika

Suite