4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Torimaso - Nono

Jiro kely iray

No nirehitra tao anatiko

Ao anatiko ao

Injao fa midoboka ilay fo

Ny halina ety

Miantso torimaso mamy

Ny haizina ety

Efa mandrakotra ny tany

Ritsoka malemy

No reko avy any ivelany

Efa renoky ny tory ny voary manontolo

Tsiaro manjavozavo no mijanona ho ahy

Ny saiko kosa efa ngolin-torimaso re !

Partager torimaso

Commenter torimaso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite