4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ialahy - Nono

Ialahy no fitiavana nihafiko hatram’ izay

Aina tanjon’ ny fiainako

Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay

Saina hampianatra ny lohako



Ialahy no hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra aho

Ny eritreritro manontolo, ny fianako

Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, lahy tokako



Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay

Ialahy no adim-pianana natrehako

Nefa tsy nandreraka ny aiko



Raha tsy eo intsony aho, i Neny no hitanisa

Ny andro nandalo ihany, tsy maintsy ho faty ihany





http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

Partager ialahy

Commenter ialahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite