4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa mainty aho - Nono

Fa mainty aho ka nolazaina

Hoe adala tsy ampy saina

Izay rehetra mba nangatahina

Tsy nojerena fa notsipahina



Nankalazaina fa mainty koa

Ireo fanirina nameno fo

Ka hoe tsy azo tontosaina

Fa sao manaloka ireo maraina



Fa sao manantena ianao

(ianao, ianao)

Na koa mihevitra ianao

(ianao, ianao)

Fa mainty aho ka holazaina

Hoe adala tsy ampy saina

Izay rehetra mba nangatahina

Tsy nojerena fa notsipahina



Indray andro any isika izao

Tsy hofefena na hoterena

Hirehareha fa tena sambatra

Hikalo indray hoe olona afaka



Fa sao manantena ianao

(ianao, ianao)

Na koa mihevitra ianao

(ianao, ianao)

Fa hoe hitomany ianao

Tsy misy izany!

Fa sao manantena ianao

(ianao, ianao)

Na koa mihevitra ianao

(ianao, ianao)

...

Partager fa mainty aho

Commenter fa mainty aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite