4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Folo taona - Nono

Foana ny fotoana

Fa toy ny vao omaly

Ny faha-folo taona

Nahalalako anao

   Ny efi-tranontsika

   Impiry niova bika ,ô impiry?

   Ny zanan-tsika aza manomboka ho tia

   Mianatra mandihy

   Firifiry moa raha isaina koa

   Ny volana efa dila

   Sy ny tapakilan’hofan-tranontsika

   Tsy hary voatanisa

    Kanefa dia izao , jereko ny bika

    Fa mbola kanto e, mbola kanto

    Toy ny vao omaly

Foana ny fotoana

Fa toy ny vao omaly ny faha-folo taona

Partager folo taona

Commenter folo taona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite