4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hoy ianao - Nono

Hoy ianao: Ny fiainana tsy vita mora,

Fa miasarotra asan’andro, isandr’andro, isan’ora!

Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy

Ny omaly ihany no mbola androany

Tsy ampiampy foana ny ato an-trano...



    Hoy ianao: Mbola ho hitantsika ny hasambarana!

    Mba efa sasa-niandry aho

    Tsy mbola hitako ananarangarana

    Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy,

    Ny omaly ihany no mbola andraoany,

    Tsy zarizary akia ka mankarary...



Hoy ianao: Hiezaka aho hanao ny mety

Mba hameren’indray ny lohataona,vetivety

Fa naha dia tsy hisy aza izany na tsy hisy

Ny omaly ihany no mbola androany

Manahy mafy aho, Mangatsiaka aho...


Partager hoy ianao

Commenter hoy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite