4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny alaheloko anao - Nono

NY ALAHELOKO ANAO



Ny orana mikija no injao

Toa mitanisa zava-maro

Tsy namela tsy hahatsiaro

Ny alaheloko anao



Toa ranomaso mikoriana

No mameno izany tavako

Toa hahamaloka indray

Ny fiainantsika



Tsy ampy ve ny fijaliana

Nianjady hatrizay

No mbola hampiana indray

Hirifirim-piafiana

Partager ny alaheloko anao

Commenter ny alaheloko anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite