4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nisy (nono sy pat) - Nono

nisy andro iray

nifanena izaho sy ianao

ny fo moa adala

tonga dia tiako ianao

niantso anao aho (2)



ny masonao molotra

gagagaga nijery ahy

tsy fantatrao aho

tonga dia tia ahy ianao

niantso ahy ianao (2)



ny tananao sy ny tanako

ny molotrao sy ny molotro

niray tsy ho roa (2)



ny vatanao syny vatako

ny molotrao sy ny molotro

niray tsy ho roa (2)



ny fianako tantara tsotra misy anao

izaho anie tsy adala

tonga dia tia ahy ianao

niantso ahy ianao (2)



ny tananao sy ny tanako

ny molotrao sy ny molotro

niray tsy ho roa (2)



ny vatanao syny vatako

ny molotrao sy ny molotro

niray tsy ho roa (2)

Partager nisy (nono sy pat)

Commenter nisy (nono sy pat)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono

Suite