4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa ela (akany fanantenana oria - Fmta)

efa ela no naseho

ho hitanao

ny famonjen’ilay kristy

efa notoriana taminao izany

hatrizay(*2)

efa niova ve sa

mbola mikiry ihany ?

efa akaiky ny andro itsarana anao

Aiza ianao ?

aiza ianao hiverina ?

aiza ianao ?

amin’ny tomponao ?

aiza ianao ?

aza dia sondrina ety

o modia !

Partager efa ela (akany fanantenana oria

Commenter efa ela (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)