4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Midera, mihoby (akany fanantenana oria - Fmta)

Midera mihoby

ny Tompo ny fanahiko

fa teraka tooa

androany

ny mpamonjiko

fa izy no tompon’ny tompo

sy mpanjakako

ee dera sy laza ho anao Jesosy o



fa iza tokoa moa ianao Jesosy o?

fa tiako ho fantatra indrindra

ny anaranao, Jesosy o

ianao ve no Imanoela

sa i Mesia

sao dia mba inao no ilay Kristy

jesosy o



Midera mihoby ny tompo

ny fanahiko

fa ankehitriny

izao dia mazava tokoa

fa jesosy irery

no tompo ny Tompo sy mpanjakako

ee izy no tiako

sy anjarako



fa iza tokoa moa ianao jesosy o....................

Partager midera, mihoby (akany fanantenana oria

Commenter midera, mihoby (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)