4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga nofo (akany fanantenana oria - Fmta)

Tonga nofo ety an-tany

olombelona

Ilay Jesosy tompo soa famonjena

io no teny tonga nofo

ho anao, ka derao sy hobio fa Mpanjakanao



Ma Mpamonjy no teraka ho anareo

ao an-tranon’omby aho andeha zahao

tsy mba trano mendrika haja

izy izao; fa ao am-pahitra mahantra no hohitanao




Partager tonga nofo (akany fanantenana oria

Commenter tonga nofo (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)