4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho anie jeso (akany fanantenana oria - Fmta)

Izaho anie Jesoa ka mba maniry

tsy haditra intsony na hikiry

fa hiova fo ka tsy hania

ka onenonao doria doria



Izaho, izaho anie Jesoa

mba diovinao

ho tempolinao

izaho, izaho anie Jesoa oo

tanonao mandrakizay



Izao anie Jesoa tsy te-hiala

eo anilanao mba hahalala

fa ny dianao dia vitsy tia

nefa paradisa mamy ery



izaho, izaho anie Jesoa.............



izaho anie Jesoa ka mba mikasa

tsy hamerina irony lasa

toetra sadasada maramara

tsy mba sitrakao ry Tompo tsara



izaho, izaho anie Jeso...................;

Partager izaho anie jeso (akany fanantenana oria

Commenter izaho anie jeso (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)