4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Latsa-paka (akany fanantenana oria - Fmta)

Latsa-paka ato am-poko ry Jeso

zany antsonao miantso ahy

feo malefaka mibitsika ao am-po

fiantsona feno fitiavana

teny masina sy endry endre

manambitamby ahy manao hoe

iza no hiraiko ianao va

ry mpanompo mahatoky ambarao



ity ny zanakao ry Tompo irao

fa tsy mandaha ny antsonao aho

fa vanona aho andeha n’aiza n’aiza

toerana anirahanao ahy



akany fanantenana oria (fmta)

Partager latsa-paka (akany fanantenana oria

Commenter latsa-paka (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)