4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry jesosy ry zokinay (akany fanantenana oria - Fmta)

Ry Jesosy ry zokinay

mpitari-dalana o

mba tsijovinao sy tantano

ireto mpianatrao

raha sendra ireo alon-drano

ny onja ny tany ety

ianao ilay kapiteny hitandro ny dia



ny fisainanay re amboary

eto hanaraka anao

fa ny didinao re ry Tompo

tsy ho afaka ao antsainay ao

raha sendra ireo alon-drano

ny onja ny tany ety

ianao ilay kapiteny

hitandro ny dia

Partager ry jesosy ry zokinay (akany fanantenana oria

Commenter ry jesosy ry zokinay (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)