4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsapako fa tsara ianao (akany fanantenana oria - Fmta)

Tsapako fa tsara ianao

sy mpamindra fo tokoa

ny masoandro aposakao

ary ny maraina koa

olombelona ianao nahatsiaro fa nania

miverena

ka mitodia f’izy no Tompo be fitia



ref:Tompo be fitia ianao

sy sakaizanay ety

o ry mpanota o avia

miandry anao ilay tia



sambatra izahay ry Tompo

f’eo anilanao tokoa

ka ny tananao mihintsy

no mitantana anay



ref:Tompo be fitia ianao

sy sakaizanay ety

o ry mpanota o avia

miandry anao ilay tia

Partager tsapako fa tsara ianao (akany fanantenana oria

Commenter tsapako fa tsara ianao (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)