4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vatolampy (akany fanantenana oria - Fmta)

Tatolampy tsy miova ianao

vatolampy fahagola ianao

toky tsy mamitaka ny teninao

ka dera laza ho anao ry Tompo o



fa iza moa no tsy manaiky

ny herinao

iza koa no tsy manaiky

fa hianao

efa maty ho anay nefa anie

nisolo ota ny vahoaka marobe



ampianaro izahay tompo o

mba ho tia ny namanay

toa anao

mba ho maro an’isa ka ho be dia be

f’éfa nomenao fitia agape



fa iza moa no tsy manaiky

ny herinao

iza koa no tsy manaiky

efa maty ho anay nefa anie

nisolo ota ny vahoaka

marobe

fa ianao

Partager vatolampy (akany fanantenana oria

Commenter vatolampy (akany fanantenana oria

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fmta)