4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Babonao - Hasina

Tsy ampy angamba ny fiteny

sy ireo voalazako ombieny

fa tena anao anie aho,

toa tsy ho aiko ny handao

efa feno loatra anao aho

Toa mitombo hery hatrany

ny omaly resin’ny androany

ny hany tsapako dia izao

he,tsy misy tahaka anao

hadinoko izao rehetra izao

babonao ny foko,fa babonao

efa babo tsotra izao;

inty aho anjakao

fa foiko ho anao ny amiko,omeko anao



ny adiady indraindray

toa nanafana indray ilay fitiavanay

fa tena ory sy hijaly

dia aleoko mintsy tsy hary

raha sanatria ianao tsy ho ahy

Partager babonao

Commenter babonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hasina

Suite