4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fonjan \' i neny - Hasina

Ry neny o

io maraina io aho nandre fa maty ianao

tsy ho tantiko tsy zakako

vokatry ny ditrako

izaho anie ,manala sazy ety am-ponja izao

iza indray no andray ,ity nofo mangatsikanao

  Ry neny o,hay tsy tantinao ny henatr’olona

  Ry neny o ,reo manodidina manondro molotra

  Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie

  IReo mafy nentinao,tsy fonjako fa fonjanao

Ry neny o, ndeha ho lany taminga ve ianao?

Reo havana,reo namana,toa mialangalana

Hatramizao,dia tsy natao hiara-tsambatra

mandra-maty ianao ,nigoaka fijaliana

  Ry neny o, dia tsy ahita maso intsony anao anie aho

  Ry neny o, iza indray no hamangivangy ahy

  Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie

  Ireo mafy nentinao ,tsy fonjako fa fonjanao

Partager fonjan \' i neny

Commenter fonjan \' i neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hasina

Suite