4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho anao - Tarika Hasina

Atolotro Andriamanitra ô

Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao

Ny fiainako izao anio izao

Apetrako mba ho anao ry Ray



Refrain :

Ho anao anio sy ho rahampitso koa

Ho anao anio, tsy misy hotanako

Ho anao anio, sy ho mandrakizay

Apetrako mba ho anao ry RAY

  

Eny tsapako fa sarotra ny dia

  Izany no ilako anao izao



   Ny fiainako rehetra omeko anao



   Ho anao anio.....................

Partager ho anao

Commenter ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Hasina