4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira De ho nofiko ve - Ny hasina

asa rafantatrao fa mbola miandry foana any aho
miandrandra sao mbola aminao lay fitiavana
manantena ny anilanao ,f'izany no mampionona ny fo

f'izaho aloha de tsy manahy fa tia toko
miandry anao miandry foana hatram'izao
mbola tsy mamohy fo
niezaka aho nanao izay rehetra azo atao
nikaroka nitady izay mba hitiavanao ahy
nefa atao ahoana moa
mbola ho nofy ny anjarantsika roa

na ireo fihetsikao
toa mahasarom-piaro lava izao
fa sariaka loatra ka manahy sao lasa any ianao
nilaza fa hoe ti anao
nefa matahotra aho sao lavinao eo aho


Partager de ho nofiko ve

Commenter de ho nofiko ve

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny hasina