4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitro - Hasina

Andriamanitro o

Andriamanitro ianao,mitady anao

Mitady anao fatratra aho

Fa mangetaheta anao ny fanahiko

Maniry anao ny nofoko Ray o

Andriamanitro o,ianao no fialofako

Feno fahoriana raha ny fiainanay ety

Sento fijaliana,rakotr’haizina Ray o

Nefa mba ho aiza moa zahay,iza no hitarainanay

Ianao lay tsy mandao,Tompo tsy mba mahafoy anay

Andriamanitro o,ianao mahalala ny hadalako

Ny heloko tsy mba miafina aminao

Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy,

Faingana ianao hanafaka ahy Ray o,Andriamanitro o

Ianao no fiarovako

Partager andriamanitro

Commenter andriamanitro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hasina

Suite