4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Isika ry akama - Hasina

zahay avy lavitra tonga aty,matsiaro anao o

zahay avy lavitra e,matsiaro anao o

tsy tafandry mandry fa maika ery,ny hamangy anao o

tsy tafandry e ny hamangy anao o

isika ry akama e

tsy misy bedy io raha ny androany

hifaly hikorana e

alavirintsika reo adalana

isika ry akama e

isika ihany,isika jiaby e

hifety milamina samy,isika jaby e

tsisy miala e,samy faly e

hifampitaona @reo akama mba manala azy e

vazovazo o ,manala azy e

andihy sy hikorana ny mpianakavy fa samy faly e

samy faly e ny an-tanana e




Partager isika ry akama

Commenter isika ry akama

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hasina

Suite