4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ayaya! - Hasina

lanja miakatra hatrany ny fiainana  et amin’nytanana  e!

f’izay tsy mibôsy tsy maintsy mandeha mikarama e

k’aza mihanahana ry akama e

mba mihetsika papa fa sao tara e

ka ino raha ataoko e?miasa mafy dia mila miasa tsara e



lay soavaly mba tiko toa reraka tsy hitako intsony e

ty foza orana ity mankarary vavony e

na lay kaliko androany e,feno azy e

na lay ho haniko androany e feno azy e

raha mba misy ho  lay sôsy e,

zay angamba vao mety mba bôgôsy

raha mba misy ny any am-pôsy e,

tsy saozanina f’efa mba misôsy



ty solika ity miaka-bidy toa mila tsy ho tanty e

miampy trotraka ny hosoka atao’ny piraty e

ka dia tsy hita madama ny atao azy e

fa dia samy variana mivanaka e

ry vahoaka malagasy e,

mbola ho avy lay paradisa an-tany e

Partager ayaya!

Commenter ayaya!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hasina

Suite