4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mivalo aminao - Naka Rabemanantsoa

Mivalo aminao anie aho ry tany!

Henoinao kely ‘ty feo mitomany,

Ineny malala efa lasa nankany

Idada tsy foiko avelao eto ihany.



Dada ô! aiza ny làlana nombanareo e!

Neny ô! hanaraka anareo re no sitrako izao, .

Aleoko maty manaraka anareo

Toy izay velom-poana mijaly toy izao.



Dada ô! mivalo aminao aho ry tany

Neny ô ! henoinao ‘ty feo mitomany

Fa mijaly aok’ izany .

Partager mivalo aminao

Commenter mivalo aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Naka Rabemanantsoa