4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iloniaina - Mdj

Fa nofidiako ianao,

mba iaraka amiko,

fitiavana efa ao anaty

tsy mety miala intsony

Ianao ilay nalalako izany hoe mitia,

Ianao zay nahatsapako ilay antsoina hoe tena fitia

                    Iloniaina, fiainako hatrizay

                    efa miraikitra ato am poko

                    Iloniaina, ianao lay efa tiako

                    mandrakizay ny taloha

                    Ilay fitiavako tsy ho lo

(rap)

Satriko hiverina ny lasa

hamafako ny hadisoko

ny ato am-poko dia hikasa

hamerina ny taloha

tsy hisy intsony ny hadalana

fa ho fitiavana vaovao

ny fontsika roa sahala

ny efa lasa aoka ho tantara

Partager iloniaina

Commenter iloniaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mdj