4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izahay ankizy - Mdjette

Izahay ankizy faly izay tsy izy

Tafahaona indray hiaraka am’izay

Hiara-hilalao fa fialam-boly izao

Hihira izahay f’izay no mba tianay



Oh oh oéééé

Avia ianao

Oh oh oéééé

Antsoy ny namanao

Oh oh oéééé

Fetinay ankizy

Oh oh oéééé

Hifaly izay tsy izy



Izay rehetra te-hiaraka aminay

Avia manantona faly izahay

Ny handray anao hiara-hilalao

Andronay ankizy ny andro toy izao

Partager izahay ankizy

Commenter izahay ankizy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mdjette