4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny vavako no hilaza - Fara Andriamamonjy

Ny vavako mbola hilaza
Hihira ilay fitiavana
Fa na maro aza reo hira efa nankalaza anao de
Mbola mamiko hatrany, ny hihaino sy handre
Ilay Fitiavana tokana an-tany

Fa raha izaho, no tokony ho faty
Noho ny otako (2)
De,indro ianao, nanolo-tena hijaly
Mba ho soloko (2)

Na mafy aza ny Hazofijaliana
Natolotrao ny Tananao hofantsihina
Niaretanao ny fara-fahoriana
Nahatonga Anao hilaza hoe: Ray ô,
nahoana ianao no mahafoy ahy?

Na mafy aza ny Hazofijaliana
Natolony ny Tanany hofantsihina
Niaretany ny fara-fahoriana
Nahatonga anao handova ilay fiainana
Fiainana Mandrakizay

J'admire toutes les chansons de Fara Andriamamonjy.

Partager ny vavako no hilaza

Commenter ny vavako no hilaza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy