4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy ho anao ny fahasoavako - Fara Andriamamonjy

Eto anatrehanao ry Ray ndreto izahay

Hitondra ny fanatitra fisaorana

Fa mendrika indrindra Ianao ny handray

Ny dera voninahitra mandrakizay



Havaozinao isa-maraina ho anay

Nyfamindram-ponao sy ny fitiavanao anay

Ary isan’andro Ianao miahy; milaza oa

Hoe ampy ho anao ny fahasoavako



Fara Andriamamonjy

Partager ampy ho anao ny fahasoavako

Commenter ampy ho anao ny fahasoavako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy