4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Salamo 103 (misaora an'i jehovah ry fanahiko) - Fara Andriamamonjy

Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko

Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina

Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko

Ary aza misy adinoinao ny fitahiany rehetra.



Izay mamela ny helokao rehetra, ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra

Izay mitondra famonjena feno ho anao, Haleloia.

Izay mamela ny helokao rehetra, ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra.

Izay mitondra famonjena feno ho anao, Haleloia.

Famonjena feno ho anao (mamaly Tiana : famonjena feno ho anao)

Famonjena feno ho anao



Izay mamela ny helokao rehetra,

‘zay manasitrana ny aretinao rehetra

Izay mitondra famonjena feno ho anao

(Famonjena feno ho anao) x2 HALELOIA.

Partager salamo 103 (misaora an'i jehovah ry fanahiko)

Commenter salamo 103 (misaora an'i jehovah ry fanahiko)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy