4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho an\'ilay mipetraka - Fara Andriamamonjy

Ho an’ilay mipetraka

Eo ambonin’ny seza fiandrianana

Sy ho an’ny Zanak’ondry anie

Ny saotra sy ny haja

Sy ny voninahitra

Ary ny fanjakana mandrakizay

Mandrakizay



Ny saotra sy ny haja

Sy ny voninahitra

Ary ny fanjakana mandrakizay

Mandrakizay

Sy ny Zanak’ondry

Mandrakizay, mandrakizay



Mpamorona : Fara A

Mpihira : Fara A, Sylviane, Vonjy

Arr : rivo Rakotomalala


Partager ho an\'ilay mipetraka

Commenter ho an\'ilay mipetraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy