4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa tsara ianao - Fara Andriamamonjy

Izao fiainako izao

Efa napetrako aminao

Dia Ianao Jesoa ilay Mpamonjy efa nekeko ho Andriamanitro

K’izay mitranga amiko

Anio rahampitso rahatrizay

Ekeko fa tendrinao

Raha mbola Ianao no miahy



Ka dera no atolotro ho Anao ry Tompo ô

Fa tsara Ianao (2x) sady mpanao ny tsara koa

Izay rehetra ataonao sy avelanao hitranga koa

Dia mahasoa satria tsara Ianao sady mpanao ny tsara koa



Ry olona ô lazaiko izao f’izay mitranga eo aminao

Raha mbola Jeso ilay Mpamonjy no ekenao ho Andriamanitrao

Dialalanahahatsara anao ho fiainana ho anao indray

Sy hitondra fiadanana ety sy ho rahatrizay



Fara Andriamamonjy

Partager fa tsara ianao

Commenter fa tsara ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy