4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy nambaranao ahy - Fara Andriamamonjy

Raha ho any an-danitra isika
Hijoro eo amin'ny fitsarana
Hifaly sy hiravo, hanatrika ny Tompo
Nefa misy maro any, hijery anao ka hitomany
Hikika sy hidradradradra hoe:

Tsy nambaranao ahy IZY
Tsy nasehonao ahy ny MAZAVA
Hitanao isan'andro aho
Fantatrao ny momba ahy
Nefa tsy nambaranao Jesoa

Raha tsapanao fa Jesoa de tena tia anao
Sy malahelo izao tontolo izao mbola very
Apetraho zay mavesatra, dia ambarao lay Fitiavanao
Sao mbola hisy any hilaza hoe:

Partager tsy nambaranao ahy

Commenter tsy nambaranao ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy