4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny lanitra - Fara Andriamamonjy

Fara :



Lehibe Ianao Jehovah ô

Tsy takatry ny saina ny herinao

Heniky ny voninahitrao izao rehetr’izao

Eny  tsy hay refesina ny fahalehibeazanao



Lehibe Ianao Jehovah ô

Tsy takatry ny saina ny fihevitrao

Heniky ny voninahitrao izao rehetr’izao

Eny tsy hay refesina ny fahalehibeazanao



Ny lanitra seza fiandriananao

Ny tany fitoeran-tongotrao

Izao rehetra hita izao dia hary

Ny tananao (no) nanaovanao izany



Ny lanitra seza fiandriananao

Ny tany fitoeran-tongotrao

Izao rehetra hita izao dia hary

Ny teninao (no) nanaovanao izany



Musique



Mahandry:



Lehibe Ianao Jehovah ô

Tsy takatry ny saina ny herinao

Heniky ny voninahitrao izao rehetra izao

Eny tsy hay refesina ny fahalehibeazanao



Lehibe Ianao Jehovah ô

(Lehibe Ianao Jehovah ô)

Tsy takatry ny saiko ny fihevitrao

(Tsy takatry ny saiko ny fihevitrao)

Heniky ny voninahitrao ‘zao rehetra izao

(Heniky ny voninahitrao)

Eny tsy hay refesina ny fahalehibeazanao)

(Eny tsy hay refesina)



Ny lanitra …………

Ny teninao no nanaovanao izany

Ny lanitra………….

Ny tananao no nanaovanao izany



Fara ANDRIAMAMONJY & MAHANDRY


Partager ny lanitra

Commenter ny lanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fara Andriamamonjy