4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy resy tsy akory - BARIJAONA

Tsy resy tsy akory ny olo-mangina

Satria ny miteny toa afon-jozoro

Tsy mahery vaika vetivety dia gina

Tsy afon’apombo izay ela vao toro



Koa tandritandremo ny manao be am-bava

Mahaiza mitsako sao kenda

Sao kenda ka rava

Ilay andronao nokoloina ho andry

Natao hanefana ny adidy izay miandry

Satria izay maharitra sy miari-pery

Ho tojo ny tsara tsy miaina amin-tery

Partager tsy resy tsy akory

Commenter tsy resy tsy akory

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite