4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iarivo - BARIJAONA

N’aiza tany hitodihana n’aiza toera-kilasiana

Iarivo Iarivo ihany no fodiana tena mamy

N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina

Iarivo(x3) no Edena hankamamiana



N’inon’inona harena toa manintona ny tena

Iarivo(x2) ihany no manaitra ny vinany

Fa Iarivo ilay Iarivo

No mitolona ka tsiahivo



N’aiza tany hotidihana n’aiza toeran-kilasiana

Iarivo(x3) tia no Edena hankamamiana

Partager iarivo

Commenter iarivo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite