4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy lainga - BARIJAONA

Rehefa asesi-pitia

Tsy sembana akory ny dia

Ny miato dia atao sanatria

Marivo ny ranomaria

Ny lalina am-paladia

Mahagaga mampihaiky

Ny lavitra dia tonga akaiky



Raha saraky ny ol-malala

Manembona ity fo adala

Ka sahy mihoatra ny vala(x2)

Hatrany ambadiky ny ala



Ny tazom-pitiavana hono

Aretina mety mamono

Tsy lainga na hoe vazivazy

Tsy vazivazy

Mihaona dia sitrana ho azy


Partager tsy lainga

Commenter tsy lainga

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite