4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry volana feno - BARIJAONA

Ry volana feno sy manganohano

Mba fatratra lay(x2)

Fonosin’ny aizina kanefa tsy rava

Ka tsy mba manahy(x2)



Ampianaro ahy ny toetra mazava

Fa mamiko kosa(x2)

Mamiratra masina sady baliaka

Ka e! misariaka(x2)



Ry volana feno fonenan’ny tsiahy

Hiriko mba ho ahy(x2)

Mandrotsy ny foko sy tsantam-pitia

Fanilon’ny dia(x2)

Partager ry volana feno

Commenter ry volana feno

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite