4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Voady - Marion

tokana ilay voady efa napetrako ho anao
Ary tsy mbola miova mihitsy hatramin'izao
Ny hoe hitia anao,tsy hanao izay ampahory anao,eny na mety na tsy ny atao ho doria hiaino anao
aza omenao tsiny raha toa solafaka indraindray nanao izay tsy ahafaly ny fonao baby
aza omena tsiny raha toa nahavoaka ireo fiteny tsy mendrika
f'ianao irery ihany anie no mamin' ny fo
ianao re no afaka ampitony
f'ianao irery ihany anie no tsy miova intsony
efa izay ilay voady tokana ato am-po !yeah,ianao irery baby
tsy mitazona na mamatotra anao amin'ilay fitiavako aho
tsika tsy noterena efa samy nekena ireo teny nomena
eny tsy mbola tara raha toa tsy naharesy lahatra anao ireny rehetra nataoko ireny baby!
efa haiko fa ianao tena tia koa matoa mahasahy niaritra ireo mafy sy mangidy
eny isaorako anao ireny rehetra ireny ka tonga eto aho androany hamerina ireo teny
f'anao irery ihany anie no mamin'ny fo
inao re no afaka ampitony
ianao irery ihany anie no tsy miova intsony
efa izay ilay voady tokana ato am-po
tsika tsisy noterena eny asa moa
f'injao mitambatra ny fo
eny voady efa nekena ho an-tsika roa
dia averiko isan'andro tokoa

Partager voady

Commenter voady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite